Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Manakara-Atsimo

Avy amin'i Wikipedia

22°08′55″S 48°00′38″E / 22.148620°S 48.010550°E / -22.148620; 48.010550

Manakara
VelarantanyNC
Isan'ny mponina385 860
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Madagasikara
FanjakanaNC
FaritanyFianarantsoa
FaritraFaritra Fitovinany
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Lalam-by (Zotra Fianarantsoa-Côte Est)
Distrikan' i Manakara Atsimo

Ny Distrikan' i Manakara-Atsimo dia distrika malagasy ao amin' ny Faritra Fitovinany, Faritanin' i Fianarantsoa. Ny renivohiny dia i Manakara. Mamakivaky azy ny ony Manakara sy Faraony. Mamakivaky azy koa ny Lalam-pirenena faha-12 sy lalam-by mampitohy azy amin' i Fianarantsoa.

Faraony

Mizara ho kaominina 42 izy, dia ireto izany: Ambahatrazo, Ambahive, Ambalaroka, Ambalavero, Ambila, Amboanjo, Ambohitsara M, Amborondra, Ambotaka, Ampasimanjeva, Ampasimboraka, Ampasipotsy, Analavory, Anorombato, Anosiala, Anteza, Bekatra, Fenomby, Lokomby, Mahabako, Mahamaibe, Manakara, Mangatsiotra, Marofarihy, Mavorano, Mitanty, Mizilo Gara, Nihaonana, Onilahy, Sahanambohitra, Saharefo, Sahasinaka, Sakoana, Sorombo, Tataho, Vatana, Vinanitelo, Vohilava, Vohimanitra, Vohimasina Nord, Vohimasina Sud, ary Vohimasy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Fitovinany: