Faritra Vatovavy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vatovavy)
Faritra Vatovavy
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Fianarantsoa
Renivohi-paritra Mananjary
Distrika 3
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany Tsy fantatra
Isam-ponina 705 675 mpo.
Hakitroky ny mponina
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----
Mananjary

Ny Faritra Vatovavy dia faritra eto Madagasikara. I Mananjary no renivohiny. Niforona tamin' ny fizaràna ny Faritra Vatovavy-Fitovinany teo aloha tamin' ny 16 Jona 2021 ity faritra ity, izay ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Mizara ho distrika telo i Vatovavy, izay misy kaominina miisa 58.

Mamakivavy azy ny renirano Namorona sy Mananjary (ony). Misy lalam-by mirefy 180 km mampitohy azy amin' i Fianarantsoa. Ao koa no ahitana ny Valan-javaboarin' i Ranomafana.

Distrika sy kaominina[hanova | hanova ny fango]

Distrika[hanova | hanova ny fango]

Indreto ireo distrika telo ao amin' ny Faritra Vatovavy:

Kaominina[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina isaky ny distrika ao amin' ny Faritra Vatovavy:

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ifanadiana[hanova | hanova ny fango]

Ambohimanga Sud · Ambohimiera · Analampasina · Androrangavola · Antaretra · Antsindra · Fasintsara · Ifanadiana · Kelilalina · Maroharatra · Marotoko · Ranomafana · Tsaratanana

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Mananjary[hanova | hanova ny fango]

Ambalahosy Nord · Ambodinonoka · Ambohimiarina II · Ambohinihaonana · Andonabe · Andranambolava · Anosimparihy · Antsenavolo · Kianjavato · Mahaela · Mahatsara Iefaka · Mahatsara Sud · Mahavoky Nord · Manakana Nord · Mananjary · Marofototra · Marokarima · Marosangy · Morafeno · Namorona · Sandrohy · Tsaravary · Tsiatosika · Vatohandrina · Vohilava

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Nosy Varika[hanova | hanova ny fango]

Ambahy · Ambodilafa · Ampasinambo · Androrangovola · Befody · Fiadanana · Nosy Varika · Sahavato · Soavina Est · Vohilava · Vohindroa · Vohitrandriana

Renirano[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]