Faritr'i Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Madagascar-regions.png

Voazarazara ho faritra roa ambin'ny roapolo ny tanin'i Madagasikara. Ireo no lasa zana-pizarana voalohany tamin'ny fanafoanana ny faritany tamin'ny volana Oktobra 2009.

Laharana

amin'ny

sarintany

Anarana

Velarantany (km²)

Isam-ponina (faminavinana 2004)

Hakitroky

ny mponina

Renvohitra

1 Diana 19 266 485 800 25,2 Antsiranana
2 Sava 25 518 805 300 31,6 Sambava
3 Itasy 6 993 643 000 91,9 Miarinarivo
4 Analamanga 16 911 2 811 500 166,3 Antananarivo-Renivohitra
5 Vakinankaratra 16 599 1 589 800 95,8 Antsirabe I
6 Bongolava 16 688 326 600 19,6 Tsiroanomandidy
7 Sofia 50 100 940 800 18,8 Antsohihy
8 Boeny 31 046 543 200 17,5 Mahajanga I
9 Betsiboka 30 025 236 500 7,9 Maevatanana
10 Melaky 38 852 175 500 4,5 Maintirano
11 Alaotra-Mangoro 31 948 877 700 27,5 Ambatondrazaka
12 Atsinanana 21 934 1 117 100 50,9 Toamasina I
13 Analanjirofo 21 930 860 800 39,3 Fenoarivo Atsinanana
14 Amoron'i Mania 16 141 693 200 42,9 Ambositra
15 Matsiatra Ambony 21 080 1 128 900 53,5 Fianarantsoa I
16 Vatovavy-Fitovinany 19 605 1 097 700 56,0 Manakara
17 Atsimo-Atsinanana 18 863 621 200 32,9 Farafangana
18 Ihorombe 26 391 189 200 7,2 Ihosy
19 Menabe 46 121 390 800 8,5 Morondava
20 Atsimo-Andrefana 66 236 1 018 500 15,4 Toliara I
21 Androy 19 317 476 600 24,7 Ambovombe Androy
22 Anosy 25 731 544 200 21,1 Taolagnaro

Fifidianana[hanova | hanova ny fango]

Natao tamin'ny 16 Martsa 2008 ny fifidianana amin'ny filan-kevitry ny faritra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]