Faritra Vatovavy-Fitovinany

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny faritra Vatovavy-Fitovinany (mena)

Vatovavy-Fitovinany dia faritra taloha atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Taty aoriana dia nizara ho faritra roa izy, dia ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany.

Fitantanana[hanova | hanova ny fango]

I Vatovavy-Fitovinany dia nizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.

Valan-javaboary[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.