Faritra Betsiboka

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Faritra Bretsiboka dia iray amin'ireo faritra 22 eto Madagasikara. Ao amin'ny Faritanin'i Mahajanga no misy azy, any amin'ny tapany andrefan'i Madagasikara. Mifanefitra tany ami'ny Faritra Boeny ao avaratra izy, ny Faritra Sofia ao avaratra atsinanana, ny Farira Alaotra-Mangoro ao atsinanana, ny Faritra Analamanga sy ny Faritra Bongolava ao atsimo, ary ny Faritra Melaky ao andrefana izy. Ny renivohitry ny faritra dia i Maevatanana. Tamin'ny taona 2004 Ddia nisy mponina miisa 236 500 eo ho eo ny faritra. Manana velarazn-tany mirefy 30 025 km². Izy no faritra vitsy mponina indrindra eto amin'ireo faritra eto Madagasikara.

Ireto ny distrtika ao amin'y Faritra Betsiboka: