Faritra Atsimo-Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny faritra Atsimo-Atsinanana (mena)

Ny Faritra Atsimo-Atsinanana dia faritra eto Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa.

Fitantanana[hanova | hanova ny fango]

Ny Faritra Atsimo-Atsinanana dia mizara ho distrika dimy, izay mitsinjara ho kaominina 90

Lova voajanahary[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.