Distrikan' i Farafangana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny distrikan'i Frafangana ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana.

Ny Distrikan'i Farafangana dia distrika ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana eto Madagasikara ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa izay manana velarana 4 763 km2. Ny tanànan'i Farafangana ao amin'ny Kaominina Farafangana no renivohiny sady renivohitr'io faritra io. Misy kaominina an-drenivohitra iray sy kaominina ambanivohitra 31 ny ao amin'io distrika io. Manana kolotsaina antefasy ny ankamaroan'ny mponina ao. Tamin'ny taona 2001 dia nisy mponina 207 167 tao amin'ny Distrikan'i Farafangana, ka 43 mponina/km2 ny hakitroky ny mponina amin'izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Atsimo-Atsinanana[hanova | hanova ny fango]

Ireo faritra ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa[hanova | hanova ny fango]