Distrikan'Ambositra
Ny Distrikan'Ambositra dia distrika ao amin'ny faritra afovoan'i Madagasikara, ao amin'ny Faritra Amoron'i Mania, ao amin'ny Faritanin'i Fianarantsoa.
Kaominina[hanova | hanova ny fango]
- Alakamisy Ambohijato
- Ambalamanakana
- Ambatofitorahana
- Ambinanindrano
- Ambohimitombo
- Ambositra
- Ambositra II
- Andina
- Ankazoambo
- Antoetra
- Fahizay Ambatolahimasina
- Ihadilanana
- Ilaka Centre
- Imerina Imady
- Ivato
- Ivony Miaramiasa
- Kianjandrakefina
- Mahazina Ambohipierenana
- Marosoa
- Sahatsiho Ambohimanjaka
- Tsarasaotra
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Amoron'i Mania:
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ambositra |