Hankany amin'ny vontoatiny

Matoatoa

Avy amin'i Wikipedia
Matoatoa

Ny matoatoa na angatra dia fanahin' ny olona maty na biby izay mihelohelo manodidina ny tontolon' ny velona ary mety ho hita mihitsy aza. Miovaova be ny famaritana ny matoatoa dia ka mety ho endrika tsy hita maso na zara raha hita, na endrika tena misy sy miaina. "Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy" ny matoatoa[1][2].

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Matoatoa" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Antananarivo-Ambozontany, 1985.
  2. Rajemisa-Raolison Régis, "Angatra" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Antananarivo-Ambozontany, 1985.