Ambiroa
Fiseho
Ny ambiroa, araka ny finoan-drazana malagasy, dia singa ara-panahy izay inoan' ny Ntaolo malagasy fa maharitra aorian' ny fahafatesana. Mety hialan' ny ambiroany vetivety ny olona iray ka hanjary ho verivery hevitra na verivery tadidy. Miverina ao amin' ny olombelona ihany ny ambiroa rehefa avy niala tao. Ny tsy fiverenan' ny ambiroa dia miteraka fahafatesana. Azo atao araka izany ny manala ambiroa na mampody ambiroa ny olona iray.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Bar-Jaona Randriamandimby (1975), "La Notion de double et la restauration de l'Unité", www.persee.fr
- M. G. Grandidier (1932), "A Madagascar, anciennes croyances et coutumes.", www.persee.fr
- Jean-Pierre Domenichini, "Vazimba et esprits helo : la profondeur chronologique", journals.openedition.org
- Rian’aina Razafimandimby Rabarihoela, "Les entités sacrées vues à travers le filtre des mouvements revivalistes et pentecôtistes", journals.openedition.org/oceanindien
- Louis Molet "Vie mystique et réincarnation de l'âme chez les Malgaches" (PDF), horizon.documentation.ird.fr
- Rakotomalala Malanjaona, "A la redécouverte de quelques éléments de la sorcellerie en Imerina (Madagascar)" (pdf), madarevues.recherches.gov.mg