Karimbola
Apparence
Ny Karimbola dia foko monina any Androy, amin’ ny faritra atsimon’ i Beloha. Vitsy izy ireo ary manana kolontsaina mitovy. "Hatramin' ny taonjato faha-17 dia saiky tsy nisy foko hafa ankoatry ny Karimbola sy ny Mahandrovato tany Androy, ka ny Karimbola tao andrefana, teo anelanelan' i Menarandra sy Manambovo ary ny Mahandrovato tao atsinanana teo anelanelan' i Manambovo sy Mandrare"[1].
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Randriamamonjy Frédéric, Tantaran' i Madagasikara isam-paritra, Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 2001, tak. 68