Manambovo

Avy amin'i Wikipedia

I Manambovo dia onin' i Madagasikara any amin' ny faritra Androy, mandalo ny distrikan' i Tsiombe, manompo azy ny renirano Jafary, Ifanoroky, Behara ary Sahamasy ka mivarina any amin' ny Ranomasimbe Indiana izy amin' ny farany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]