Distrikan'i Tsiombe

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Distrikan'i Tsiombe dia distrika ao amin'ny Faritra Androy, ao amin'ny Faritanin'i Toliara, ao atsimon'i Madagasikara.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: