Behazomanga

Avy amin'i Wikipedia

I Behazomanga dia kaominina ambanivohitra eto Madagasikara, ao amin' ny Distrikan' i Tsihombe, Faritra Androy, Faritanin' i Toliara. Ny Antandroy no vahoaka maro anisa ao, ary ny fambolena sy ny fiompiana no asa fiveloman' ny akamaroan' ny mponina. Anisan' ireo kaominina ianjadianan' ny haintany sy ny kere matetika ity kaominina ity. Ao amin' ny faritra manana toetany maina ny kaominina Behazomanga , ka ny haintany izay manenika ny Faritra Androy manontolo, dia mamely ny kaominina Behazomanga koa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]