Hankany amin'ny vontoatiny

Mari-pana

Avy amin'i Wikipedia

Ny mari-pana dia toetra ara-batana ao amin'ny zavatra izay maneho hafanana sy hatsiaka. Izy io dia ny fisehoan' ny angovon-kafanana, misy amin' ny zavatra rehetra, izay loharanon' ny fisian'ny hafanana, fikorianan' ny angovo, rehefa mifandray amina vatana iray mangatsiaka kokoa ny vatana mafana.