Aller au contenu

Aristida

Avy amin'i Wikipedia
Aristida purpurea

Ny Aristida dia vondron-karazan-javamaniry bozaka hita amin' ny faritra rehetra eto ambonin' ny tany, ao amin' ny fianakaviana Poaceae, zana-pianakaviana Arundinoideae. Aristida ny anarany ara-tsiansa. Misy karazany 300 eo jho eo, hita matetika any amin' ny faritra mafana sy maina. Ny anarana hoe Aristida dia avy amin' ny teny latina hoe "arista", midika hoe "somotra" (amin' ny zavamaniry). Amin' ny teny malagasy dia matetika atao hoe "horona" ny zavamaniry ao antin' ity vondrona ity.