Distrikan' Ankazoabo

Ny Distrikan' Ankazoabo dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ny tanànan' Ankazoabo no renivohiny.
Fitsinjaram-pahefana[hanova | hanova ny fango]
Ireto ny kaominina miisa 10 mandafitra ny Distrikan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: