Distrikan' Ampanihy

Ny Distrikan' Ampanihy dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo andrefan' i Madagasikara. Ampanihy no renivohiny.
Fitsinjaram-pahefana[hanova | hanova ny fango]
Misy kaominina miisa 19 ny ao amin' ny Distrikan' Ampanihy ka ireto avy izy ireo: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: