Hankany amin'ny vontoatiny

Distrikan' i Benenitra

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Benenitra)

23°27′00″S 45°05′00″E / 23.450000°S 45.083330°E / -23.450000; 45.083330

Disrikan'i Benenitra
VelarantanyNC
Isan'ny mponina43 332[1]
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Madagasikara
FanjakanaNC
FaritanyToliara
FaritraAtsimo-Andrefana
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Ny Distrikan' i Benenitra ao amin' ny Faritanin' i Toliara

Ny Distrikan' i Benenitra dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Benenitra no renivohiny.

Fitsinjaram-pahefana

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny kaominina miisa enina mandrafitra ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: