Faritra Atsimo-Andrefana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Atsimo-Andrefana)
Faritra Atsimo-Andrefana
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliara
Renivohi-paritra Toliara
Distrika 9
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 66 236 km2
Isam-ponina 1 799 088 mpo.
Hakitroky ny mponina 27,16 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----
Toliara

Ny Faritra Atsimo-Andrefana no faritra lehibe indrindra amin' ny velarantany eto Madagasikara izay any amin' ny tapany atsimo andrefan' ny Nosy. Ao amin' ny Faritanin' i Toliara no misy azy. Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy, izay mitsinjara kaominina mihoatra ny 100.

Distrika sy kaominina[hanova | hanova ny fango]

Distrika[hanova | hanova ny fango]

Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy:

Kaominina[hanova | hanova ny fango]

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary)

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha: Behisatra, Bemavo, Beroroha, Fanjakana, Mandronarivo, Marerano, Sakena, Tanamary, ary Tanandava.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe: Ambahikily, Ankatsakatsa Sud, Antanimeva, Antongo Vaovao, Basibasy, Befandefa, Befandriana Sud, Morombe, ary Tanandava Station.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha: Sakaraha, Ambinany, Amboronabo, Andamasiny Vineta, Andranolava, Bereketa, Mahaboboka, Miary Lamatihy, Miary Taheza, Mihavatsy, Mitsinjo ary Mikoboka.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara I[hanova | hanova ny fango]

Tsy manana afa-tsy kaominina tokaana ny Distrikan' i Toliara I, dia ny Kaomininan' i Toliara.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II: Ambohimahavelona, Ambolofoty, Analamisampy, Andranovory, Ankililoake, Ankilimalinike, Antanimena, Beheloke, Behompy, Belalanda, Mandrofify, Manombo Sud, Marofoty, Maromiandra, Miary, Milenaka, Mitsinjo Betanimena, Ianantsony (Saint Augustin), Soalara, ary Tsianisiha.

Lova voajanahary[hanova | hanova ny fango]

Ao Atsimo-Andrefana no ahitana

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Disy aman-dalàna