Distrikan' i Benenitra

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny Distrikan' i Benenitra ao amin' ny Faritanin' i Toliara

Ny Distrikan' i Benenitra dia distrika ao amin' ny Faritra Atsimo-Andrefana, ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Madagasikara. I Benenitra no renivohiny.

Fitsinjaram-pahefana[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny kaominina miisa enina mandrafitra ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Atsimo Andrefana: