Hankany amin'ny vontoatiny

Efoetsy

Avy amin'i Wikipedia

24°05′S 43°42′E / 24.083°S 43.700°E / -24.083; 43.700

Efoetsy
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina5 405
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyToliara
FaritraAtsimo-Andrefana
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Efoetsy farany avaratry ny Farihin' i Tsimanampetsotsa

I Efoetsy na Efoetse, dia kaominina malagasy ao amin' ny distrikan'i Betioky-Atsimo, Faritra Atsimo-Andrefana, Faritanin'i Toliara. Ny isa-mponiny dia 31183 araka ny faminavinana natao tamin' ny taona 2018.

Fokontany

[hanova | hanova ny fango]

7 fokontany: Efoetsy, Maromitiliky, Manasy, Behazomby, Ambola, Maintelime and Marompijery.[1]

Ny isam-poniny dia 5404 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.[2]

Eo amin'ny 90 km atsimon'i Toliara no misy an'i Efoetse, eo amin'ny farany avaratry ny Farihin' i Tsimanampetsotsa sy ny Ranomasimbe Indiana.

Mifandray amin'i Soalara amin'ny alalan'ny lalana tany (60 km) izy io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


  1. "PROJET D'ADDUCTION D'EAU DANS LA COMMUNE RURALE D'EFOETSY" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2022-12-30. Retrieved 2023-10-23.
  2. Recensement 2018