Ankavia

Avy amin'i Wikipedia

I Ankavia dia renirano any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Sava. Eo atsimon' Andapa ny loharanony ao amin' ny hahabo 1469 m ambonin'ny ranomasina, ary mivarina any amin' ny renirano Ankavanana amin'ny Antalaha (Faritra Sava).[1]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

  1. []