Aller au contenu

Lisitry ny korian-drano eto Madagasikara

Avy amin'i Wikipedia

Inty ny lisitry ny korian-drano eto Madagasikara, izay mandahatra ny anaran' ny renirano sy ny ony ary ny sakelidrano eto amin' ny Nosy.

Sarin-tany maneho ny ony sy ny renirano lehibe eto Madagasikara

Lisitry ny renirano sy ny ony araka abidy

[hanova | hanova ny fango]

indreto ny anaran' ny renirano sy ny ony eto Madagasikara alahatra araka abidy.

Fanasokajiana araka ny lafin-dranony

[hanova | hanova ny fango]

Lafin-dranon' i Ambre

[hanova | hanova ny fango]

Mirefy 11 200 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:

Lafin-dranon' i Tsaratanàna

[hanova | hanova ny fango]

Mirefy 20 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:

Lafin-drano Atsinanana:

[hanova | hanova ny fango]

Mirefy 150 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:

Lafin-drano Andrefana

[hanova | hanova ny fango]

Mirefy 365 000 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy:

Lafin-drano Atsimo

[hanova | hanova ny fango]

Mirefy 48 750 km2 ity lafin-drano ity, ka ireto ny ony sy ny renirano ao aminy: