Vonizongo

Avy amin'i Wikipedia

I Vonizongo dia iray amin' ireo fizaràna an' Imerina ho enin-toko nanomboka tamin' ny andron' Andrianampoinimerina (1787-1810) izay ao amin' ny tapany avaratr' Imerina. Fanjaka nahaleo tena i Vonizongo nefa nalain' Andrianampoinimerina. Ny fizaràna dimy hafa dia Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, ary i Vakinankaratra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]