Distrikan' i Mandritsara
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Mandritsara)
| Distrikan'i Mandritsara | ||
| Velarantany | 10 512 km2 | |
| Isan'ny mponina | 204 503 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Mahajanga | |
| Faritra | Sofia | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |
Ny Distrikan' i Mandritsara dia distrika ao amin' ny Faritra Sofia ao amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Kaominina: 22
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Sofia:
- Distrikan' Analalava
- Distrikan' Antsohihy
- Distrikan' i Bealanana
- Distrikan' i Befandriana Avaratra
- Distrikan' i Boriziny
- Distrikan' i Mampikony
- Distrikan' i Mandritsara
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Distrikan' i Mandritsara |