Faritra Sofia
Faritra Sofia
| |||
Fianarana no lova tsara | |||
Firenena | ![]() | ||
Faritany | Mahajanga | ||
Renivohi-paritra | Antsohihy | ||
Distrika | Tsy fantatra | ||
Lehiben'ny faritra | Tsy fantatra | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Velarantany | 52 504 km2 | ||
Isam-ponina | 940 800 mpo. | ||
Hakitroky ny mponina | 17,92 mpo/km2 | ||
Fianarana no lova tsara | |||
Laharam-pehintany | 14,52 47 Atsimo | ||
Laharan-jarahasina | 47.59 15 Antsinana | ||
Ny Faritra Sofia dia faritra malagasy any avaratra andrefan'i Madagasikara ao anatin'ny faritany Mahajanga, mizara amin'ny sisintany faritra Boeny amin'ny tapany andrefana, avatra mizara amin'ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin'ny sisintany faritra Alaotra-Mangoro. Ny renivohitra ny faritra io dia Antsohihy, manana mponina miisa 940 800 tamin'ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny fivelarany. Manana disitirika 7 ary manana kaominina 108 izy.
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ny faritra sofia dia valahan'ny sahan-drano avaratra andrefana sy ny afovoantan'i Madagasikara. Manana fivelarana mirefy 52 504 km2 ary ny mponina 940 800 eo. Any amin'ny tapany atsimo atsinana disitirikan'i Mandritsara dia tena ahitana orana matetika.
Tantarany[hanova | hanova ny fango]
Faritra sofia dia faritra ipetrahan'ireo foko tsimihety,

Fitsinjarana[hanova | hanova ny fango]
Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin'ny faritra sofia :
- Distrikan'Analalava (13 kaominina)
- Distrikan'Antsohihy (12 kaominina)
- Distrikan'i Bealanana (13 kaominina)
- Distrikan'i Befandriana Avaratra (12 kaominina)
- Distrikan'i Boriziny (15 kaominina)
- Distrikan'i Mampikony (10 kaominina)
- Distrikan'i Mandritsara (28 kaominina)
Toekarena[hanova | hanova ny fango]

Ny ala sy ny harena voajanahary[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- ((fr)) Sehatra Ofisialyl
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Faritany eto Madagasikara[hanova | hanova ny fango]
- Faritanin'Antananarivo
- Faritanin'Antsiranana
- Faritanin'i Fianarantsoa
- Faritanin'i Mahajanga
- Faritanin'i Toamasina
- Faritanin'i Toliara