Mponina
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Amin'ny lafin'ny statistika, ny mponina dia vahoaka na olona miaina ao amin'ny toerana iray voafaritra. Ny isam-ponina dia isan'ny olona misy ao amin'ny faritra iray tamin'ny fotoana iray.
Ny demografia dia ny fandinihana ara-tstatistikan'ny isam-ponina. Ny fihetsiky ny mponina dia dinihana amin'ny atao hoe siansa ara-tsosialy, amin'ny toe-karena ary amin'ny jeografia, jeografian'ny mponina marimarina kokoa. Ny fandinihana ny mponina dia voazakan'ny lalàn'ny vina.