Distrikan'Ankazobe
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Distrikan'Ankazobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin'ny Faritra Analamanga, ao amin'ny Faritanin'Antananarivo. Ahitana kaominina 12 izy sady manana velarana 7 458 km2.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga