Aller au contenu

Distrikan' Andramasina

Avy amin'i Wikipedia

19°11′16″S 47°35′25″E / 19.187850°S 47.590160°E / -19.187850; 47.590160

Distrikan' Andramasina
Velarantany 1 416 km2
Isan'ny mponina 234 872
Tanàn-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Fanjakana NC
Faritany Antananarivo
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC
Distrikan' Andramasina ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Ny Distrikan' Andramasina dia distrika ao Madagasikara, ao amin' ny tapany atsinanan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 14 io distrika io sady mananana velarana 1 416 km2.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Andramasina

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Andramasina:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga