Hankany amin'ny vontoatiny

Antehiroka

Avy amin'i Wikipedia

Ny teny hoe Antehiroka dia manondro foko malagasy merina iray sy ny kaominina eto Madagasikara ahitana azy ireo betsaka.

Antehiroka ohatra dia kaominina ao amin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano, Faritra Analamanga, Madagasikara.

Izy io dia ao amin’ny ambanivohitra akaikin’Antananarivo Renivohitra, eo amin’ny làlana mankany Ivato (akaikin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena). Ahitana trano fonenana vaovao sy ny tanàna mivelatra ao amin'ity kaominina ity.