Anosy Avaratra
Fiseho
18°48′S 47°33′E / 18.8°S 47.55°E
| Anosy Avaratra | ||
| Velarantany | 6 km2 | |
| Isan'ny mponina | 15 243 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Antananarivo | |
| Faritra | Analamanga | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Anosy Avaratra dia kaominina ambanivohitra ao amin'ny distrikan' Antananarivo Avaradrano, Faritanin'Antananarivo, faritra Analamanga. Ny isam-ponin'ny mponina ao aminy dia 15243 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.
Ahitana fokontany 5 ao amin'ny kaominina Anosy Avaratra: Fokontany Isahafa, Fokontany Anosimiarinimerina, Fokontany Ambohitrinimanga, Fokontany Lazaina, Fokontany Faravohitra. [1]
Ireo ben'ny tanàna nifandimby:
2025: Rakotondralala Marino
2015-2024: Razafimahefa Luc
Talohan'izy ireo i Avotra Andriamosa raha mbola tanatin'ny kaominina Sabotsy Namehana ireo fokontany mandrafitra ny kaominina Anosy Avaratra amin'izao fotoana izao.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- ilo.cornell.edu - Statistika momba ny kaominina malagasy ary loharanom-pahaizana namoronana an'ity lahatsoratra ity.