Distrikan'Ambohidratrimo
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Distrikan'Ambohidratrimo dia distrika eto Madagasikara, ao amin'ny tapany avaratra adrefan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Analamanga. I Ambohidratrimo no renivohiny. Ahitana kaominina miisa 24 ny ao amin'io disrika io izay manana velarana 1 402 km2.
Ireo kaominina ao amin'ny Distrikan'Ambohidratrimo:[hanova | hanova ny fango]
Ambato · Ambatolampy · Ambohidratrimo · Ambohimanjaka ·Ambohipihaonana · Ambohitrimanjaka · Ampangabe · Ampanotokana ·Anjanadoria · Anosiala · Antanetibe · Antehiroka · Antsahafilo · Avaratsena ·Fiadanana · Iarinarivo · Ivato (aéroport) · Ivato Firaisana · Mahabo · Mahereza ·Mahitsy · Mananjara · Manjakavaradrano · Merimandroso · Talatamaty
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga