Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Antananarivo Renivohitra)
Distrikan' Antananarivo-Renivohitra | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Tanàn-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | Antananarivo | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |
Ny Distrikan' Antananarivo-Renivohitra dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. Antananarivo no kaominina ao aminy.
Mizara ho boriborintany ity distrika ity, dia ireto avy: Antananarivo I, Antananarivo II, Antananarivo III, Antananarivo IV, Antananarivo V ary Antananarivo VI.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga
- Distrikan' Ambohidratrimo
- Distrikan' Andramasina
- Distrikan' Anjozorobe
- Distrikan' Ankazobe
- Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
- Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano
- Distrikan' Antananarivo-Avaradrano
- Distrikan' i Manjakandriana