Aller au contenu

Boriborintany

Avy amin'i Wikipedia

Ny boriborintany dia fizaràna ara-pitantanana izay atao hoe arrondissement amin' ny teny frantsay. Ampiasaina ny fizaràna toy izany ao amin' ny firenena miteny frantsay sy amin' ny firenena sasany. Io teny io dia ampiasaina ihany koa mba handikana ny anarana mahafaoben' ny fizaràna ny tany mifandraika amin' izany amin' ny firenena tsy miteny frantsay. Indraindray dia anondroana ny fizaràn' ny departemanta ny hoe "boriborintany" nefa mety hanondroana ny fizaràn' ny kaominina lehibe iray koa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]