Distrikan'i Manjakandriana
Ny Distrikan'i Manjakandriana dia distrika eto Madagasikara izay hita ao amin'ny tapany avaratry ny Faritanin'Antananarivo ao amin'ny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 23 ny ao amin'io distrika io izay manana velarana 1 660 1 660 km2.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga