Hankany amin'ny vontoatiny

Faritra Analamanga

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Analamanga)

18°54′49″S 47°32′10″E / 18.913680°S 47.536130°E / -18.913680; 47.536130

Faritra Analamanga
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Renivohi-paritra Antananarivo
Distrika 8 distrika
Lehiben'ny faritra Hery Rasoamaromaka[1]
Fianarana no lova tsara
Velarantany 17 445 km2
Isam-ponina 2 650 000 mpo.
Hakitroky ny mponina 151,91 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny Faritra Analamanga dia faritra eto Madagasikara izay misy an'Antananarivo izay sady renivohitry ny faritra no renivohitr'i Madagasikara, ao amin'ny Faritanin' Antananarivo. Misy distrika valo sy kaominina 134 ny ao aminy.

Distrika sy kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny distrika ao amin'ny Faritra Analamanga: Distrikan' Ambohidratrimo, Distrikan' Andramasina (106), Distrikan' Anjozorobe (107), Distrikan' Ankazobe (108), Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano (106), Distrikan' Antananarivo-Avaradrano (103), Distrikan' Antananarivo-Renivohitra (101), Distrikan' i Manjakandriana (116)

Kaominina

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny kaominina ao amin'ny Distrikan'Ambohidratrimo: Ambato · Ambatolampy Tsimahafotsy · Ambohidratrimo · Ambohimanjaka · Ambohipihaonana · Ambohitrimanjaka · Ampangabe · Ampanotokana · Anjanadoria · Anosiala · Antanetibe · Antehiroka · Antsahafilo · Avaratsena · Fiadanana · Iarinarivo · Ivato · Mahabo · Mahereza · Mahitsy · Mananjara · Manjakavaradrano · Merimandroso · Talatamaty ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Andramasina: Abohimiadana · Alarobia Vatosola · Alatsinainy Bakaro · Andohariana · Andramasina · ·Anjoma Faliarivo Anosibe Trimoloharano · Antotohazo, Andramasina · Fitsinjovana Bakaro · Mandrosoa · Morarano Soafiraisana · Sabotsy Ambohitromby · Sabotsy Manjakavahoaka · Tankafatra ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Anjozorobe: Alakamisy · Ambatomanoina · Amboasary Nord · Ambohibary Vohilena · Ambohimanarina Marovazaha · Ambohimirary · Ambongamarina · Analaroa · Andranomisa · Androvakely · Anjozorobe · Antanetibe Anativolo · Belanitra · Beronono · Betatao · Mangamila · Marotsipoy · Tsarasaotra, Anjozorobe ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazobe: Ambohitromby · Ambolotarakely · Andranomiely Sud · Ankazobe · Antakavana · Antotohazo · Fiadanana · Fihaonana · Kiangara · Mahavelona · Mangasoavina · Marondry · Miantso · Talata-Angavo · Tsaramasoandro ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano: Alakamisy Fenoarivo · Alatsinainy Ambazaha · Ambalavao · Ambatofahavalo · Ambavahaditokana · Ambohidrapeto · Ambohijanaka · Ampahitrosy · Ampanefy · Ampitatafika · Andoharanofotsy · Andranonahoatra · Androhibe Antsahadinta  · Ankadimanga · Ankaraobato · Anosizato Andrefana · Antanetikely · Bemasoandro · Bongatsara · Fenoarivo · Fiombonana · Itaosy · Soalandy · Soavina · Tanjombato · Tsiafahy ·

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antananarivo-Avaradrano: Alasora · Ambohidrabiby · Ambohimalaza Miray · Ambohimanambola · Ambohimanga Rova · Ambohimangakely · Anjeva Gara · Ankadikely Ilafy · Ankadinandriana · Anosy Avaratra · Fieferana · Manandriana · Masindray · Sabotsy Namehana · Talata Volonondry · Viliahazo ·

Inty ny kaominina ao amin' ny Antananarivo-Renivohitra: Antananarivo.

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Manjakandriana: Alarobia · Ambanitsena · Ambatolaona · Ambatomanga · Ambatomena · Ambohibary · Ambohitrandriamanitra · Ambohitrolomahitsy · Ambohitrony · Ambohitseheno · Anjepy · Anjoma Betoho · Ankazondandy · Antsahalalina · Manjakandriana · Mantasoa · Merikanjaka · Miadanandriana · Nandihizana · Ranovao · Sadabe · Sambaina · Soavinandriana

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

  1. Hery Rasoamaromaka : « Il y a des responsables qui ne pensent qu’à eux-mêmes »