Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Antananarivo-Renivohitra)
| Distrikan' Antananarivo-Renivohitra | ||
| Velarantany | NC | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Antananarivo | |
| Faritra | Analamanga | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Ny Distrikan' Antananarivo-Renivohitra dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. Antananarivo no kaominina ao aminy.
Mizara ho boriborintany ity distrika ity, dia ireto avy: Antananarivo I, Antananarivo II, Antananarivo III, Antananarivo IV, Antananarivo V ary Antananarivo VI.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga
- Distrikan' Ambohidratrimo
- Distrikan' Andramasina
- Distrikan' Anjozorobe
- Distrikan' Ankazobe
- Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
- Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano
- Distrikan' Antananarivo-Avaradrano
- Distrikan' i Manjakandriana