Distrikan'i Morafenobe
Ny Distrikan'i Morafenobe dia distrika ao amin'ny Faritra Melaky, ao amin'ny Faritanin'i Mahajanga, ao amin'ny tapany andrefan'i Madagasikara.
Kaominina[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Melaky:
- Distrikan'Ambatomainty
- Distrikan'Antsalova
- Distrikan'i Besalampy
- Distrikan'i Maintirano
- Distrikan'i Morafenobe