Hoala

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ny hoalan' i Meksika

Ny hoala dia ampahan-dranomasina na ampaham-parihy mandroso miditra mankany anaty tany. Lehibe kokoa noho ny helodrano ny hoala. Na dia izany aza dia mifangaro ny fampiasana ny teny malagasy hoe hoala sy ny hoe helodrano.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tany[hanova | hanova ny fango]

Ranomasira[hanova | hanova ny fango]

Ranovory[hanova | hanova ny fango]

Ranomandeha[hanova | hanova ny fango]