Katara

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sainan' i Katara
Saritanin' i Katara

I Katara na Fanjakan' i Katara dia firenena ao Atsinanana Akaiky any Azia, izay manana morontsiraka ao amin’ ny Hoala Persika. Ny renivohiny dia i Doha. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 11 571 km2 ny velarany ary miisa 1 903 447 ny mponina araka ny fanisana natao tamin' ny 2013. Ny faritr' ora dia +3.

Saikanosy lemaka, saika tany efitra maina, ny tanin’ i Katara. Fasika midadasika no hita ao atsimo, fa ny ao avaratra kosa dia rakotra zavamaniry.

QAT orthographic.svg

Ny mponina ao Katara, izay atao hoe Katary, dia saika Bedoina Arabo, izay mahatratra 20 % n’  ny mponina. Ny 80 % n’ ny mponina dia mpitady ravinahitra avy any ivelan’ ilay firenena. Manaraka ny fivavahana silamo ny ankabetsahan’ ny mponina.

Qatar carte.png

Ny fitrandrahana solitany no seha-pamokarana mampidi-bola voaohany any Katara. Ny mpitondra ny firenen’ i Katara dia emira, ka atao hoe emirata ity firenana ity. Nahazo ny fahaleovan-tenany ilay firenena tamin’ ny taona 1971.       

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.