Broney

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Flag of Brunei.svg
Location Brunei ASEAN.svg
Brunei carte.png

I Broney na Soltanan' i Broney Darosalama (amin' ny fiteny maley: Kesultanan Brunei) dia firenena ao amin' ny tapany avaratry ny nosy Bôrneô, ao Azia Atsimo-Atsinanana. Itambarany amin' i Malaizia sy i Indônezia io nosy io. Hodidinin' ny tapany atsimon' ny Ranomasin' i Sina izy sady voafefin' ny fanjakan' i Sarawak any Malezia. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin' ny taona 1968. Protektôrata britanika taloha izy. Isan' ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin' ny Commowealth izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.