Srilanka
Sri Lankā Prajathanthrika Samajavadi Janarajaya ((si)) | |||||
இலங்கை சனநாயக சோஷலிசக் குடியரசு ta | |||||
Illankai Chananaayaka Chosalisa Kudiyarasu ta | |||||
Democratic Socialist Republic of Sri Lanka en | |||||
Repoblika Demôkratika Sôsialistan' i Srilanka ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Aucune | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | Singaley, Tamily | ||||
Renivohitra | Sri Jayawardenapura 6°54′N, 79°54′E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Kolombo | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiminisitra |
Repoblika Gotabaya Rajapaksa Mahinda Rajapaksa | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 120 65 610 km² Azo tsy rarahina | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 51 21 128 773 mpo. 288 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Srilankey | ||||
Sandam-bola | Ropia srilankey (LKR )
| ||||
Faritr'ora | UTC +5h30 | ||||
Hiram-pirenena | Sri Lanka Matha | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+94
|
I Srilanka na Sri Lanka dia firena ao Azia Atsimo. Ny anarany ôfisialy hatry ny 22 Mey 1972 dia Repoblika Demôkratika Sôsialistan' i Srilanka; amin' ny fiteny singaley ශ්රී ලංකාව; amin' ny fiteny tamily: இலங்கை. Ny anarany tamin' ny andron' ny Empira Britanika dia Ceylan ary Taprobane, sy Serendib ny anarany tamin' ny Andro Taloha. 31 km any atsimo-atsinanan' i India no misy azy, 20 tapitrisa eo ho eo ny isan' ny mponiny, izay manana fiaviana, finoana, fiteny ary fomba samihafa.
I Srilanka dia manana teny ôfisialy roa, dia ny fiteny singaley sy ny fiteny tamily. Fa ny voalohany no tena ampiasaina any Srilanka, satria 73,8 %-n' ny mponina no mampiasa ny fiteny singaley, fa 13,9 % monja no mampiasa ny fiteny tamily. Ny pôlitikan' i Srilanka anefa dia sarotsarotiny amin' ny fampiasana sy ny fampianarana ny fiteny tamily. Amin' ny farany, ny mpiteny tamily dia tsy maintsy mahay miteny singaley alohan' ny mandefa fangatahana any amin' ny fandrindrana. Io fanavakavaha ara-piteny io dia tsy misy lalandava, fa maharitra eo amin' ny ara-pivavahana amin' ny alalan' ny fiteny tamily (anatin' ny fivavahany, ilaina ny fiteny tamily, tahaka ny fiteny latina ho an' ny Katôlika).
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Firenena ao Azia:
Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Kôntinenta eto an-tany