Siria
الجمهوريّة العربيّة السّوريّة ((ar)) | |||||
Al-Jumhūriyyah al-‘Arabīyyah as-Sūriyyah ar | |||||
Repoblika Arabo Siriana ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Arabe : Wahda, Houriya, Ishtirakiya Mlaagasy : Fahatokananan, Fahalalahana, Sosialisma | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | fiteny arabo | ||||
Renivohitra | Damaskosy 33°31′32″N 36°18′52″E / 33.52556°N 36.31444°E | ||||
Tanàna lehibe indrindra | Damaskosy | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha Praiminisitra |
Repoblika Bachar Al-Assad Riad Hijab | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 86 185 180 km² 0,06 % | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2010) - hakitroka |
faha 51 23 000 000 mpo. 120 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Syrien(ne) | ||||
IDH (2009) | 0,630 (ant.) 105[1] | ||||
Sandam-bola | Paondy siriana (SYP )
| ||||
Faritr'ora | UTC +2 | ||||
Hiram-pirenena | Homat el Diyar | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+963
|
i Siria na Repoblika Arabo Siriana dia firenena arabo ao Azia Andrefana. Manana morontsiraka eo amin' ny Ranomasina Mediteranea ilay firenena. Ireo firenena manodidina azy dia i Jôrdania any atsimo, i Torkia any avaratra, i Iràka any atsinanana, i Libàna any andrefana, ary i Israely any atsimo-andrefana.
Ny renivohitr' i Siria, Damaskôsy na Damasy, dia ny tanàna mbola onenana antitra indrindra manerana izao tontolo izay. Io tanàna renivohitr' i Siria io dia efa renivohitry ny Kalifata Omaiada, ary renivohitry ny Soltanata Mamelokan' i Ejipta.
Tamin' ny fiafaran' ny Ady Lehibe Voalohany, dia lasa nentin' ny Frantsay i Siria. Azony ny fahaleovantenany tamin' ny volana Aprily 1946.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Firenena ao Azia:
Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.
Kôntinenta eto an-tany
Tsiahy[hanova | hanova ny fango]
|