Aller au contenu

Môngôlia

Avy amin'i Wikipedia
Монгол Улс (Mongolian)
Repoblikan'i Môngôlia ((mg))
Sain'i Môngôlia Emblem of Mongolia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy Mongoliana (fitenim-panjakana)
Renivohitra Ulan Bator
46°49′N 104°00′E
Tanàna lehibe indrindra Ulan Bator
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Praiminisirtra
Repoblika
Ukhnaagiin Khürelsükh
Luvsannamsrain Oyun-Erdene
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 18
1564116 km²
0,6
Isam-ponina
 - Tontaliny (2019)
 - hakitroka
faha 138
3 256 176 mpo.
65 mpo./km²


Anaran'ny mponina Mongoliana
Sandam-bola Tögrög (MNT)
Faritr'ora UTC
Hiram-pirenena '
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
++976

I Môngôlia dia firenena ao Azia Atsinanana, tsy manana morontsiraka, eo anelanelan' i Rosia (ao avaratra) sy i Sina (ao atsimo). Ny renivohiny dia i Ulan Bator. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 1 564 115,75 km2 ny velaran-taniny ary miisa 3 168 026 ny mponina ao aminy tamin' ny taona 2020. Ny faritr' ora dia +7 hatramin' ny +8. Mizara roa ny taniny, raha ny vohon-tany sy ny toetrandro no heverina: i Môngôlia an-tendrombohitra, ao avaratra-andrefana, sy ny Efitr’ i Gobi, ao atsimo.

Sarin-tanin' i Môngôlia

Ny 75 %n’ ny mponina any Môngôlia dia Môngôly Kalka, nefa ahitana vahoaka vitsy anisa maromaro koa ao. Ny bodisma sy ny samanisma no finoana be mpanaraka any. Lasa firenena be tanàn-dehibe voalamina i  Môngôlia tamin’ ny faramparan’ ny taonjato faha-20: mahatratra ny 50 %n’ ny mponina no monina an-tanàn-dehibe. Ny fiompiana no anisan’ ny sehatr’ asa ara-toekarena mibahan-toerana any amin’ io firenena io.  Mirorobo ihany koa ny taozava-baventy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany