Samanisma

Avy amin'i Wikipedia

Ny samanisma dia fanao ara-pivavahana izay misy mpitsabo mifandray amin' ny tontolon' ny fanahy amin' ny alalan' ny toetry ny fahatsiarovan-tena niova. Ny tanjon' izany dia matetika ny hitarika fanahy na hery ara-panahy ho any amin' ny tontolo ara-batana mba hanasitranana, sikidy, na hanampiana ny olombelona amin' ny fomba hafa.