Loharano
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny loharano dia rano mipoitra avy amin' ny toerana iray anombohan' ny fikorianan' ny ranomandeha (renirano, sakelidrano, sns).
Famaritana[hanova | hanova ny fango]
Ny loharano dia "rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony"[1].
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Ranomasira[hanova | hanova ny fango]
Ranovory[hanova | hanova ny fango]
Ranomandeha[hanova | hanova ny fango]
Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Loharano" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.