Farihy

Avy amin'i Wikipedia
Farihy.
Farihy maro avy amin' ny lavaky ny tendrombohitra.

Ny farihy dia velaran-drano mivelatra be na tsia, misy eny anivon' ny kôntinenta, na anivon' ny nosy, ary matetika avy amina velaran-dranomandry (glacier). Ny ranon' ny farihy dia avy amin' ny renirano sy/na avy amin' ny fiakaran' ny rano ambanin' ny tany.

Ny farihy ngeza indrindra dia lavaka nitranga avy amin' ny tany tresaka (fay) ary ny farihy sasany dia avy amin' ny fanampenana ny lohasaha, na avy amin' ny daraboka. Ny farihy koa dia mety miforona ao anatin' ny lohasaha aorian' ny fananganana tohodrano. Ny farihy ambony indrindra eto an-tany dia farihy iray eo amin' ny tendrombohitra Nevado Ojos des Salado. 6 345 m ny haabo misy ilay farihy eo amin' ny sisintan' Arjentina sy ny Silia

Karazam-parihy[hanova | hanova ny fango]

Farihy avy amin' ny velaran-dranomandry[hanova | hanova ny fango]

Avy amin' ny horohorontany[hanova | hanova ny fango]

Avy amin' ny hamandoan' ny tany[hanova | hanova ny fango]

Avy amin' ny tohadrano[hanova | hanova ny fango]

Ny farihy ngeza indrindra eto an-tany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]