Tohodrano

Avy amin'i Wikipedia
Ny tohodrano Hoover any Etazonia

Ny tohodrano na toho-drano dia zavatra atsangana, vita amin' ny tany, simenitra, vato, hazo sy/na metaly, natao hanampina ny fikorianan' ny rano ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray na mampisondrotra ny haavon' ny rano.