Nosy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny nosy dia tany kely na antonontonony hodidinin-drano tanteraka. Mety ho ranomasina na farihy na rano mandeha io rano manodidina azy io ary mety maharitra izany fisian'ny rano manodidina izany na tsia. Raha maromaro mifanakaiky sy mifaneritery izy dia atao hoe tamba-nosy.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tany[hanova | hanova ny fango]
- Saikanosy
- Nosy
- Andilan-tany
- Tanibe (na Kôntinenta)
Ranomasira[hanova | hanova ny fango]
Ranovory[hanova | hanova ny fango]
Ranomandeha[hanova | hanova ny fango]
Fanovozan-kevitra[hanova | hanova ny fango]
Tany voahodidina rano (mety ho rano mamy na koa ranomasina)